|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy mahita mangirana |
| Singan-teny | 2tsy, 3mahita, 4mangirana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6enti-milaza olona tsy manam-pahalalana na dia bitika kely akory aza, amin' ny zavatra iray; tsy mahay na inona na inona.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|