|
|
|
|

Teny iditra1 hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny
Singan-teny  2mikapa, 3mahita, 4-ny, 5toñona, 6mandidy, 7vany
Sokajin-teny  8 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  9firariana atao olona mba hahombiazany tanteraka amin' izay ataony. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12