|
|
|
|

Teny iditra1 maso mahita vola
Singan-teny  2maso, 3mahita, 4vola
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza olona voatarika hivarotra na dia mora aza -- noho ny fahitany ny vola efa eny an-tanan' ilay mpividy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7qui cède un objet en voyant l'argent qui en est le prix. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12