|
|
|
|
Fikambanana 15 amin' ny teny
kitay
Kamban-teny (15)
1
anentan-kitay
2
fakofako tsy mba kitay
3
fitaon-kitay
4
kitay arina
5
kitay bozaka
6
kitay hazo
7
kitay telo an-dalana
8
maina tahaka ny kitay
9
maka kitay
10
manao vely kitay
11
manaram-po fahazaza ka maka kitay fotsy volo
12
mifako kitay
13
setroky ny kitay nalainy
14
tsy kitay tsy vary maina
15
vitsika momba kitay