|
|
|
|
Fikambanana 10 amin' ny teny
anie
Kamban-teny (10)
1
aza anie izany
2
aza maty anie aho
3
aza misy anie izany
4
enga anie
5
ho ela velona anie
6
ho vy ho vato anie ny ainao
7
lakalaka anie Andriamanitra
8
matesa anie aho alohanao
9
tsy hisara-mianakavy anie
10
tsy ho vaky bilady anie!