|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy hisara-mianakavy anie |
| Singan-teny | 2misaraka, 3mianakavy, 4anie |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6tsodrano na firariana fanaon' ny Malagasy ka irariany mba tsy hisaraka ny fianakaviana na maty na velona.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|