Teny iditra | velon-dray | |
Singan-teny | velona ; ray | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | Whose father is living [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Dont le père est encore vivant [1.8] | |
Ohatra | Indraindray valo lahy no alefa, fito lahy miampy ilay velondray velon-dreny, dia hoy ny mpitso-drano
[2.436] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Mpanahaka | velon-dreny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |