|
|
|
|

Teny iditra1 velon-dreny
Singan-teny  2velona, 3reny
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5whose mother is living. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6dont la mère est encore vivante. [1.8]
Ohatra  7 Indraindray valo lahy no alefa, fito lahy miampy ilay velondray velon-dreny, dia hoy ny mpitso-drano [2.436#30]
Voambolana  8 Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  9 velondray
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02