Teny iditra | vatorano | ||
Singan-teny | vato ; rano | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazana vatomainty izay mainty dia mainty ary mafy izaitsizy, ela vao mafana raha hafanaina, ka raha mandalo eo aminy ny entona tonga rano [1.1] | ||
Vato vandana mainty [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Granit [1.13] | ||
Voambolana | Haibolantany | ||
Tovy hevitra | granita ~ vatomainty | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | ranovato, torovana, vatorano, voanotra, voaranto |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02 |