|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 granita |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3vato vandana mainty.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4granit.
[1.13] |
| Ohatra |
5 Ny fanambanin' ny havoana dia vatolampy granita vaky.
[2.649#]
6 kraomita any Andriamena, manjarano any amin' ny morontsiraka Atsinanana sy manodidina an' i Moramanga, marbra sy granita any Ambatofinandrahana, tsy tenenina ny toerana fitrandraham-bato maro manakaiky ny renivohitra amina fepetra heverin' ny maro fa mampisalasala. [4.27#] |
| Voambolana | 7 Haibolantany |
| Tovy hevitra | 8vatomainty, vatorano |
| Mpanahaka | 9 granitika |
| Fivaditsoratra | 10 angitra, 11 granita, 12 tangary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|