|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vatomainty |
| Singan-teny | 2vato, 3mainty |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Karazam-bato mainty fahita betsaka eto amin' ny Nosy, heverina ho avy amin' ny fivainganan' ny mineraly niempo fahizay.
[1.1] 6vato vandana mainty. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7granit.
[1.4.fr#397, 1.13] |
| Ohatra |
8 ny sasany kosa vao mitsoitsoy miakatra avy ao anaty rano, ary angamba ao anaty rano ao mbola mikintrana tahaka ny vatomainty.
[2.587#]
|
| Voambolana | 9 Haibolantany |
| Tovy hevitra | 10granita, vatorano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|