Teny iditra | vatoafo | |
Singan-teny | vato ; afo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bato mainty mafy, fakana afo fa mora miteraka afo rehefa ampifampikasohina; fanaovana kapaika [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Silex [1.3, 1.13] | |
Pierre à feu [1.3] | ||
Ohatra | Ny entana namidy dia lamba, vilia aman-tsotro, vilany, basy, vanja, vatoafo, firavaka, toaka.
[2.508] | |
Voambolana | Haibolantany | |
Tovy hevitra | vatofalia | |
Fivaditsoratra | afovato, vatoafo, voatafo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20 |