|
|
|
|

Teny iditra1 vatofalia
Singan-teny  2vato, 3falia
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazam-bato mainty mafy, fakana afo fa mora miteraka afo rehefa ampifampikasohina; fanaovana kapaika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6pierre à fusil, silex. [1.3]
Ohatra  7 Nanampy ny basy sy ny pondy sy ny vatofalia teo aloha [2.48]
Voambolana  8 Haibolantany
Tovy hevitra  9falia, vatoafo
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 vatofalia, 12 vatolafia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02