Teny iditra | tsimbolavola | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-balala vasobaso-bolo (Catantops debilitalus) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A species of grasshopper [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Une espèce de sauterelle [3.1] | |
Anarana siantifika | Catantops debilitalus | |
Ohatra | raha ny tsinombina no ho omby dia nofenoiko ny fahitray raha ny tsimbolavola no ho vola tsy mba nitsimpona aho fa nandraoka [2.131] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsimbolavola io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26 |