Teny iditra | trimo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kafa nilazana ny voay taloha Olona vaventy be [1.1] | |||
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |||
Tovy hevitra | fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ mamba ~ vily ~ voae ~ voay | |||
Kamban-teny |
| |||
Anaran' olona |
| |||
Anaran-toerana |
| |||
Fivaditsoratra | mitro, trimo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |