Teny iditra | tombolà | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazana loteria, saingy ny loka azo aminy dia zavatra lalandava [1.1] | ||
Voambolana | Kilalao | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Frantsay: tombola. | ||
Fivaditsoratra | tambolo, tombolà |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |