|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 loteria |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fisarihana nomerao an-tsapaka, ka izay karatra mitondra nomerao mifanandrify amin' ny nomerao voasarika no mahazo loka, vola na zavatra.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Kilalao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|