Teny iditra |
taninketsa
|
Singan-teny | tany ; ketsa |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tany amafazana ny vary ambolena, izay mbola hafindra amin' ny tena atao hoe tanimbary [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The seedbed where young rice plants are grown [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ tanin-ketsa ] Terrain où l'on sème le riz [1.3]
|
| Petite rizière où l'on cultive les plants de riz [1.8]
|
| Pépinière [1.13]
|
| [ tanin-ketsa ] La pépinière [1.196]
|
Ohatra |
1 | Atondraka eny an-tsisin' ny taninketsa ny rano.
[2.445]
|
2 | dia tongava taninketsa ny Betsileo erantanierandanitra i Merinalavasofina!
[2.48]
|
3 | Hermann, fa na hivarotana taninketsa aza, tsy maintsy mandroso ny sekolintsikai.
[2.356]
|
|
Voambolana |
Ohabolana |
|