Teny iditra | sidintsidina (sidina) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [duplicatif fréquentatif] [1.3] | ||
Sampanteny |
| ||
Teny iditra | sidintsidina | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-borona mainty ny lamosiny, fotsy ny takibany ary ny volombodiny somary dimbana; mahatratra 16.18 sm ny halavany; ny sidintsidina dia mivelona amin' ny bibikely rampasany amin' ny vavany eny am-panidinana [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Les hirondelles [1.3] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A swallow [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Hirondelle [1.54, 1.8] | ||
Ohatra | Ka dia mikoraraika tahaka ny sidintsidina sy ny vano aho.
[2.996] | ||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | sidisidina | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |