Teny iditra | sabotsy | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | (na Asabotsy, izay marimarina kokoa) Andro fahenina amin'ny herinandro, manaraka ny zomà ary mialoha ny alahady; andro fahatelo kosa izy teo amin'ny ntaolo malagasy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Same as asabotsy [1.2] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Samedi [1.5] | ||||
[Tanala] Samedi [ar.: as-sabt, samedi] [1.6] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Fotoana | ||||
Anaran-toerana |
| ||||
Tsipelina hafa | asabotsy | ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Fizaran' andro | ||||
Teny iditra | Sabotsy | ||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | ||||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | ||||
Fangi-bolantany | -19.2333333, 46.7333333
-19.2333333, 47.6 -19.0833333, 47.3666667 -18.9333333, 47.3 -18.8833333, 47.9666667 -18.8, 46.9166667 -18.7333333, 47.05 | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/11/22 |