Teny iditra |
rova
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Fonenan'ny mpanjaka [1.78]
|
| Tsatokazo vaventy marani-doha namefy ny lapan' Andriana taloha Lapa na fonenan' ny mpanjaka: Niditra tao an-drova ny vahoaka nanatitra ny hasin' ny mpanjaka nony tonga ny fandroana [1.1]
|
| [Bezanozano]
[ rôva ] Fefy, bako [1.78]
|
| [Sihanaka]
Tranom-borona (akoho, gisa) [1.78]
|
| [Tanosy]
Trano fitsarana [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | A palisade; a fortified place [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Palissade, fortin, château-fort, palais [1.8]
|
| (toute l'île). Palissade de bois spécialement traitée et taillée en pointe au sommet entourant la résidence d'un roi ou des hauts personnages du royaume. Plus spécialement aujourd'hui : le Palais de la Reine à Tananarive, monument historique. [1.196]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
Sary |
|
|