|
|
|
|

Teny iditra1 tsy midi-drova
Singan-teny  2tsy, 3miditra, 4rova
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza ireo zavatra na olona norarana tsy hididrova; maro tokoa ireo toy ny zava-maranitra (fiadiana) ny olo-meloka, ny hena ratsy, ny toaka sy ny rongony tamin' ny andron' Andrianampoinimerina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12