|
|
|
|

Teny iditra1 manani-drova
Singan-teny  2mananika, 3rova
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny mpangalatra na ny mpikomy ka miditra ny rova hamono ny mpanjaka -- ny diso fitondran-tena naka ny vadin' ny mpanjaka koa dia notondroina ho manani-drova fa tena heloka lehibe izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6To steal from the palace.
7One of the capital crimes.. [1.2]

Fivaditsoratra  8 manani-drova, 9 manaviandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12