Teny iditra |
remby
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Fitadiavana, fihazana [1.78]
|
| [Tanala]
Haza, zavatra azo hohazaina: tongo-dava ahitan-dremby [1.78]
|
| Biby samborina na enjehina hohanina; haza; zavatra azo amin' ny fihazana: Tsy vizahy ny mitatitra ny rembiny ny vitsika Fihazana, fitadiavana haza: Remby mamy amin' ny voninkazo no asan' ny tantely. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Food gathered in the wilds [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nourriture acquise par la chasse ou la cueillette [1.8]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana |
|