|
|
|
|

Teny iditra1 miremby
Fototeny  2remby
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mihaza, mitady. [Taisaka] [1.78]
5mitady, mikatsaka: Manisy akory lahamiremby raha an-tanamboay (ahoana no milatsaka zavatra an-tanana mamba). [Tanala] [1.78]
6Mitady haza, miambezo, mitampesona. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12