Teny iditra | ranonoram-baratra | |
Singan-teny | ranonorana ; varatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | The heavy rain accompanied with thunder. [1.2] | |
Ohatra | Maro ny zavatra hihatra aminao, anaka, nefa tsarovinao fa ny ranonorambaratra mifafy toa mila hanimba ny vololon-draozy no vao mainka mampivelatra azy hamirapiratra fatratra.
[2.324] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ranonoram-baratra io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |