|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranonorana |
| Singan-teny | 2rano, 3orana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6rain.
7[mal. 8Ujan; polyn. 9Na.]. 10Compare erika. [1.2] 11rain. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12pluie, eau de pluie.
[1.8] |
| Ohatra |
13 zavona ve sa ranonorana?
[2.131]
14 - tsy tanteraky ny hatsiaka mamely sy ny ranonorana mety hifafy, ny efitra moa voafanan' ny jiro sy ny afo ao aminy rahateo. [2.470] |
| Voambolana | 15 Haitoetrandro |
| Tovy hevitra | 16orana |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 18Randzavola: ranonorana ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|