Teny iditra | osaosa (osa) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Duplicatif diminutif [1.3] | |
Ohatra | Fa raha osaosa kosa ny ondry aman'osy, dia tsy mba napetrany teo ireny; ka dia ny osaosa no an'i Labana, fa ny matanjaka kosa no an'i Jakoba
[2.996] | |
Tsipelina hafa | ososa | |
Teny iditra | osaosa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | (toute l'île) (de osa : faible, sans énergie). On écrit aussi par erreur osiosy. Nom des herbes dont les tiges sont courbées ras de terre et radicantes à la base. Surtout, d'après Bosser, Echinochloa crus-galli (L.) P. Beauv. (Poaceae). Bonne espèce fourragère. [1.196] | |
Anarana siantifika | Echinochloa crus-galli | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | asosao, osaosa, saosao, soasoa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |