|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 saosao
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fikorontanana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4parasite. [1.13]

Teny iditra (2/2)5 saosao
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Toetran' ny zavatra tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao.
8Feo heno amin' ny fikasokasoky ny lamba henjankenjana.
9Fihinanana hanina haingana, an-kisesy. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  14 Feo

Fivaditsoratra  15 asosao, 16 osaosa, 17 saosao, 18 soasoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19