Teny iditra | nofon-tany | |||
Singan-teny | nofo ; tany | |||
Sokajin-teny | kambanteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ny hatevin' ny tany azo asaina [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The good topsoil [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Le bon sol en surface [1.8] | |||
Sol [1.13] | ||||
Ohatra | Ho fenoina nofontany sy bozaka ary zezika ireo aloha.
[2.332] | |||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |