Teny iditra | ngodona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny feo mirohondrohon' ny fandeha, ny famindra, ngadona Ny tenin' andriana tsy mba mitsaika fa mingodona: ny kabarin' ny mpanjaka tsy mba heno toy ny bitsibitsika fa manehoeho eran-tany [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A hollow sound [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bruit des pas [1.3] | |||||||||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | dongona, ngodona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |