|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 dongona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Havoana mandondona; tanjona na antontan-javatra miavoavo toy ny famoloana na ny fasana aniritra mivohom-pafana.. [1.1]
4vatom-bolokano manao kitso-na vatolampy eny amin'ny tendrombohitra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5bosses du terrain.. [Tankarana] [1.19]
6lave solidifiée. [1.13]
Voambolana  7 Haibolantany
Mpanahaka  8 dongontany

Teny iditra (2/2)9 dongona
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny frantsay  11came. [1.13]
Voambolana  12 Haitao

Fivaditsoratra  13 dongona, 14 ngodona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02