Teny iditra |
mingodona
(ngodona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodona fa manaitra zaza [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To emit a hollow sound. [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mingodona |
Ny lasa : |
ningodona |
Ny hoavy : |
hingodona |
Filaza mandidy : |
mingodòna |
|
Tovy hevitra | |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mingodòna
(ngodona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingodona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|