|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 nay |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tapaka farany amin' ny teny hoe "Inay", enti-milaza nenina amin' ny nanaovana na tsy nanaovana zavatra iray efa lasa, na faniriana manao dia mianotra momba ny toe-javatra efa raikitra: Nay aho tsy nahalala iny olona iny na oviana na oviana!.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4an expression of like or dislike, gladness, or astonishment..
[1.2] |
| Mpanahaka | 5 tahakaizay, 6 toyizay |
| Teny iditra (2/3) | 7 nay |
| Sokajin-teny | 8 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9not.
[Provincial]
[1.2] |
| Teny iditra (3/3) | 10 -nay |
| Sokajin-teny | 11 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
12Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entin'ny olona maro milaza izay azy na izay ataony, tsy iombonany amin'ny olona iresahany: Tranonay, vohitray.
13/ Aza matahotra ianao fa vitanay telo lahy io.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14Our, ours; by us.
15Not including the person addressed. 16Compare -ntsika@mg.pn. 17Rainay [ray]. Our father. 18Alefanay [lefa]. Set free by us.. 19When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra, the n is rejected. 20Satrokay [satroka]. Our hat. 21Fantratray [fantratra]. Known by us.. 22-ay: contraction of -nay after words ending in -ka or -tra, as satrokay, our hat; fantatray, known by us.. [1.2] 23our; done by us (exclusive). [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24Suffixe, excluant les personnes à qui l'on parle.
25Notre, nos, de nous, par nous. 26Ny tranonay: notre maison. 27Hiatnay: vu par nous. 28Amboninay: au-dessus de nous.. [1.3] 29Nos, de nous, par nous (exclusif).. [1.5] 30à nous, notre; fait par nous (exclusif).. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 32 ay, 33 anay, 34 izahay |
| Tsanganana sy sary iray takila |
35 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 36 an' i, 37 añy, any, 38 ~ina, ina, i~na, 39 nay, -nay, 40 nia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|