|
|
|
|

Teny iditra1 anay
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny izahay raha atao teny fameno: Nanasa anay idadatoa tamin'ny alahady,, na atao teny milaza tompon-javatra: Anay ny fandresena!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4Us, ours (but not yours); used as accusative or possessive plural of aho, or izaho.. [1.2]
5us (exclusive - as object); ours. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6(excluant ceux à qui l'on parle).
7Nous, à nous.
8Aza mitora-bato anay: ne nous lancez pas des pierres.
9Anay ireo voankazo ireo: ces fruits sont à nous.
10Anay ny miambina anio alina: c'est à nous à faire la garde la nuit prochaine.
11Anay ho anay izany: c'est notre affaire.. [1.3]
12Nous, à nous. [1.5]
13nous (exclusif - objet); nôtre.. [1.8]
Mpanahaka  14 izahay, 15 nay, 16 nyanay
Kamban-teny rehetra  17hianao no anay
Tsanganana sy sary iray takila  18 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  19 a~ina, aina, 20 anay, 21 i~ana, iana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05