Teny iditra | mpianadahy (anaka, lahy) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Olona lahy sy vavy nateradray sy reny iombonana [1.1] | |||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mpianadahy io | |||
Fivaditsoratra | adim-panahy, mpianadahy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |