|
|
|
|

Teny iditra1 adim-panahy
Singan-teny  2ady, 3fanahy
Sokajin-teny  4 anarana
Ohatra  5 I Katy mitombina tsara, somary miankin-drindrina, toa voan' ny adim-panahy tsy maintsy hatrehany. [2.470]
6 Izaho no salama vatana, mazava saina, tsy manana adim-panahy na olana aman-takaitra tahaka ny rehetra. [2.4]
7 Ny fandresena azony tamin'ny adim-panahy tao Getsemane dia nanome hery Azy hiaritra tamin' ny fanginana ny zava-mangidy tao anatin' ny fìtsarana Azy. [1.38]
Haiendriteny 
8 Tsotra :

Fivaditsoratra  9 adim-panahy, 10 mpianadahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10