|
|
|
|

Teny iditra1  miteraka (teraka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Voambolana  3  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  4  Mamoaka avy ao an-kibo, mandatsaka an-tany: Iza no anaran' ny reny niteraka anareo? [1.1]
5  Mahavokatra, manome: Mitera-bony avokoa ny hazo rehetra amin' izao fotoana izao [1.1]
6  Mahatonga, mitarika: Miteraka aretin' andaha ny aretina sasantsasany [1.1]
7  (vola) Misy zanany, manàna: Aoka hotsaroanao fa tsy niteraka ny volako tany aminao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8  Accoucher, enfanter, vêler, engendrer [1.13]
9  Accoucher [1.405]
Ohatra  10  Endre, anaka, ny mahafinaritra no miteraka ny mahasoa indrindra amin'ny reraka toa anao izao. [2.324]
11  Ny Fahatezerana niteraka Fahoriana. [2.5]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny miteraka io

Fivaditsoratra  19  matarike, miraketa, miretaka, miteraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20