Teny iditra | menarana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibilava lehibe [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A snake reputed to be poisonous (not confirmed) [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Serpent réputé vénimeux (non confirmé) [1.8] | ||||
Nom d'un serpent = ( Leioheterodon madagascariensis ). [1.196] | |||||
Anarana siantifika | Leioheterodon madagascariensis | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | ||||
Zanakanarana | |||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny menarana io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: menarana ao amin' ny Baiboly | ||||
Teny iditra | menarana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tanala] D'après Descheemaeker, ce serait un arbre. Nom identifié. [1.196] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Teny iditra | Menarana | ||||
Singan-teny | menarana | ||||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | ||||
Mpanoratra | Andriamalala Emilson Daniel, 1945 | ||||
Fanonta printy | 1972, 1982. | ||||
Voambolana | Haisoratra: boky | ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||||
Fivaditsoratra | manarena, manerana, menarana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |