|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 menarana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-bibilava lehibe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a snake reputed to be poisonous (not confirmed). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5serpent réputé vénimeux (non confirmé). [1.8]
6nom d'un serpent = (Leioheterodon madagascariensis ).. [1.196]
Ohatra  7 Izy hanorotoro ny lohan' ny menarana! [2.643#]
8 Dia nanao menarana varahina Mosesy ka nanantona azy tamin'ny hazo lava [2.996]
Voambolana  9 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  11Randzavola: menarana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)12 menarana
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny frantsay  14D'après Descheemaeker, ce serait un arbre.
15Nom identifié.. [Tanala] [1.196]
Voambolana  16 Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)17 Menarana
Singan-teny  18menarana
Sokajin-teny  19 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  20 Haisoratra: boky
Mpanoratra  21Andriamalala Emilson Daniel
Mpanonta printy  1972, 1982.

Fivaditsoratra  23 manarena, 24 manerana, maneràna, 25 Menarana, menarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03