Teny iditra | masinaty | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Misy fofona miverina avy any amin' ny vavony, toy ny maimbo rezatra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Avoir des renvois d'estomac [1.54] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Mpanahaka | dimpoana ~ fenofeno ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ mihoaka ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina ~ salosonina ~ ta-handoa | |
Fivaditsoratra | atsimina, manitsia, masinaty, maty sina, mitanisa, mitsiaña, samainty |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |