|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mitanisa
Fototeny  2tanisa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao tanisa.
5Manonona tsirairay, milaza antsipiriany: Nitanisa ny fahavoazany teo izy nandritra ny antsasak' adiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to enumerate. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7énumérer. [1.8]
8dénombrer, citer, énumérer. [1.13]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)13 mitanisa
Fototeny  14tanisa
Sokajin-teny  15 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  16to conjugate a verb. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17conjuguer un verbe. [1.8]
18conjuguer. [1.13]
Haiendriteny 
19 Ny ankehitriny :
20 Ny lasa :
21 Ny hoavy :
22 Filaza mandidy :
Voambolana  23 Haiteny

Teny iditra (3/3)24 mitanisà
Fototeny  25tanisa
Sokajin-teny  26 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanisa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  27 atsimina, 28 manitsia, 29 masinaty, 30 maty sina, 31 mitanisà, mitanisa, 32 mitsiaña, 33 samainty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03