Teny iditra | lolovokatra | |
Singan-teny | lolo ; vokatra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Angatra, matoatoa [1.78] | |
Olona efa nalevina nefa velona indray ka tsy sahy mody, dia lasa olondia [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A phantom risen from the grave [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Provincial] Revenant [1.8] | |
Ohatra | Ny lolovokatra mpiseho alina hiorim-ponenana ao koa, sy hahazo fitoerana fitsaharany.
[2.996] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |