Teny iditra |
karàna
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Habile, rusé, roué [1.3]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
karana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | (fihasimban' ny hoe harana).
Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
karana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Armature, canevas [1.13]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
karaña
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Brisants. (rìva). [1.19]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
karàna
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karana raha misakafo [1.1]
|
|
Teny iditra |
Karàna
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | An East Indian or Pakistanese [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Indien ou Pakistanais [1.8]
|
| Indien, Hindou [1.13]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Karàna
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Cheran [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Kerân [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|