|
|
|
|

Teny iditra1 karambavy
Singan-teny  2kana, 3vavy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [karam-bavy] 5fatsora-vavy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6femme rouée. [1.3#313]
Ohatra  7 satria ny tempoly nataon' ny jentily karandahy sy karambavy, feno filerana amam-pahavetavetana, niray tamim-behivavy teo amin' ny kianja masin' ny tempoly ny lehilahy, sady nitondra ny zavatra voarara, ho eo; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12