|
|
|
|

Teny iditra1 ireroa
Fototeny  2iroa
Sokajin-teny  3 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-manondro zavatra na olona maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny an' ny fototeny niaviany "iroa": Hitanao ireroa hazo anankiroa amoron-drano ireroa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5those far away (in sight) plur.
6of iroa. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7ceux-là, bien loin (visibles), plur.
8de iroa. [1.8]
Ohatra  9 Ry mpiandry gisa ireroa! [2.69]
10 ireroa mpitondra sarety roa lahy miato amoron-dalana ireroa sisa tsy namono ny afony. [1.281]
Sampanteny 
Mpisolo anarana :
Tsanganana sy sary iray takila  12 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19