|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 iroa |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-manondro lavidavitra kely: Andeha mipetraka ambanin' iroa hazo iroa ~ Omeo azy iroa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4that one far away (in sight).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Ce, celui-là, celle-là ; voilà: Iroa mihantona iroa ny satrokao (Voilà votre chapeau qui est suspendu).
[1.3] 6celui-là, au loin (visible). [1.8] |
| Ohatra |
7 Nangina iroa jiolahy.
[2.895]
8 Iza iroa andrefan-trano? [2.131] 9 tapaho koa iroa hazo ngezabe [2.69] 10 Hitako avy eto, Ambohimanatrika iroa. [2.245] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 20iroakatra, iroana, irokatra, irokitra, irony |
| Kamban-teny rehetra | 21Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
22 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 23 aory, 24 ario, 25 aroy, 26 iroa, 27 oria, Oria, 28 roay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|