|
|
|
|

Teny iditra1 irerokatra
Fototeny  2ireroa
Sokajin-teny  3 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4misy tovana, mitovy hevitra amin' ny "ireroa" niaviany ihany: Lehibe ireto akoho ireto noho irerokatra. [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  5 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12