|
|
|
|

Teny iditra1 ianao
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha tokana izy ka atao teny lazaina:.
4Amin'ny firy no handeha ianao?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [hianao] 5thou, you.
6[Compare Swahili e'nu, your, of your, and e'gnui o thou.] Compare anao.. [1.2]
7same as hianao. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [hianao] 8vous (employé pour toi). [1.3]
9vous (respect). [1.5]
10même que hianao. [1.8]
11(pronom personnel sujet - 2ème personne singulier) tu, toi.. [Tanala] [1.6]
Ohatra  12 Hahita loza ianao! [2.528#]
13 Manao ahoana ianao, anaka? [2.4#]
14 ianao ve no mahateny ahy izany! [2.470#]
15 Fantatro fa tia ahy tokoa ianao. [2.445#]
Tsipelina hafa  16hianao
Mpanahaka  17 anao, 18 ao, 19 ialahy, 20 ise, 21 nao
Kamban-teny rehetra  22Fikambanana 6 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  23 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  24 aoina, 25 ianao

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31