|
|
|
|

Teny iditra1 ise
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4used familiarly for You, You sir.. [1.2]
5you (singular) used familiarly between men. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6tu. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  15 ialahy, 16 ianao
Tsanganana sy sary iray takila  17 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  18 esy, 19 ise, 20 sie

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31